|
|
|
|

Entrée1 adalaina
Radical  2adala
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 taomina amin' ny fanangolingolena ka ohatra ny atao izay hahavery ny loha: Nadalain' iny tovolahy iny nandritra ny telo volanany zanany vavy
lalaovina, atao fihomehezana: Efa miendrik' adala loatra ny anao lahy amin' ilay volo lavany ka tian' ny olona hadalaina
fetsifetsena, ambakaina: tsy azon' ialahy adalaina intsony aho
ariana andro: Aza adalain' ialahy amin' ny resaka foana eto aho fa tsy vitako ny asako [1.1]
Explications en anglais  5 To be befooled, to be imposed upon, to be deluded. adalana is used in the provinces. [1.2]
6 to be made foolish, to be made a fool of [1.7]
Explications en français  7 qu'on dupe [1.3, 1.8]
8 Qu'on séduit, à qui on fait perdre la tête, dont on se joue, qu'on importune [1.3]
9 de qui on se joue [1.8]
Exemples  10 Reny fa mbola hadalain' ny kilonga amin' ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy. [2.470]
Morphologie 
11 Présent :
12 Passé :
13 Futur :
14 Impératif :
Synonymes  15adalana

Anagrammes  16 adalaina, 17 iadalana

Mis à jour le 2025/09/12