|
|
|
|

Entrée1  adim-pamantaranandro
Mots élémentaires  2 ady, 3 famantarana, 4 andro
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka:
7 Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina:
8 Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1]
Explications en français  9 Heure [1.3]
Vocabulaire  10  Temps
Synonymes  11 adiny

Mis à jour le 2025/11/13