| Entrée (1/2) | 1 adiny |
| Radical | 2 ady |
| Partie du discours | 3 nom ady et pronom |
| Explications en malgache |
4 Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka:
5 Efa adiny roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: 6 Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1] |
| Explications en français |
7
8 ady [Tankarana] [1.19] 9 heure [1.5] |
| Exemples |
10 adiny firy? (Combien d'heures?)
[1.5]
11 adiny roa (Deux heures) [1.5] 12 adiny roa latsaka kely (Presque deux heures) [1.5] 13 adiny roa mahery kely (deux heures et quelque) [1.5] 14 adiny roa marina (deux heures pile) [1.5] 15 adiny roa katroka (deux heures pile) [1.5] 16 adiny roa ngarangidina (deux heures d'affilée) [1.5] 17 adiny roa misesy (deux heures d'affilée) [1.5] 18 adiny roa tsy miato (deux heures d'affilée) [1.5] 19 Antsasak' adiny (Une demi-heure) [1.5] 20 Fahefatr' adiny (Quinze minutes) [1.5] |
| Vocabulaire | 21 Temps |
| Synonymes | 22 adim-pamantaranandro, ora |
| Entrée (2/2) | 23 adiny |
| Partie du discours | 24 nom ady et pronom |
| Explications en malgache |
25 Ny mafy, ny sarotra, ny manahirana amin' ny raharaha iray: Ny manoro toa mora, fa ny manao no adiny. Mora ny miteny fa ny manao no adiny
[1.1] |
| Explications en français |
26 Le point capital, la difficulté d'une chose, son noeud
[1.3] |
| Anagrammes | 27 adiny, 28 diany, 29 idina, 30 inday, 31 India |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|