|
|
|
|

Entrée 1  adim-pamantaranandro
Mots élémentaires  2 ady, 3 famantaranandro, 4 famantarana, 5 andro
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1]
Explications en français  8 Heure [1.3]
Vocabulaire  9  Temps
Synonymes  10 adiny

Mis à jour le 2026/03/17