| Entrée | 1 adim-panahy |
| Mots élémentaires | 2 ady, 3 fanahy |
| Partie du discours | 4 nom |
| Exemples |
5 I Katy mitombina tsara, somary miankin-drindrina, toa voan' ny adim-panahy tsy maintsy hatrehany.
[2.470#140]
6 Izaho no salama vatana, mazava saina, tsy manana adim-panahy na olana aman-takaitra tahaka ny rehetra. [2.4#113] 7 Ny fandresena azony tamin'ny adim-panahy tao Getsemane dia nanome hery Azy hiaritra tamin' ny fanginana ny zava-mangidy tao anatin' ny fìtsarana Azy. [1.38#376] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | adim-panahy, 9 mpianadahy |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|