Entrée ora
Partie du discours nom
Définition malgache Ampahefatra amby roapolon' ny andro sy alina iray, izay nalaina ho venty fototra amin' ny fandrefesam-potoana; adim-pamantaranandro iray: Nahemotra ora roa ny fiaingan' ny firamanidina [Rajemisa 1985]
 Venty fototra amin'ny fandrefesam-potoana [SLP 1986]
Définition anglaise An hour [Richardson 1885]
Définition française Heure [SLP 1986]
Vocabulaire 
Origine Anglais: hour. Latin: ora.
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Nefa tao anatin' ny an-tsasak'ora dia nangina tsy nisy zavatra nihetsika na dia kely aza. [Rajohanesa: Kintana]
2Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 70]
Citations 
Articles 

Entrée ora-
Partie du discours forme morphologique du mot orana
Exemples 
1Akangalahy miditra ny ala : miandry ny oran-kisava, ka tratry ny ora-mikija [Veyrières 1913]
2Lambo mitoto-bozaka : tsy mahita ny ora-manelatra [Veyrières 1913]

2020/02/13