Entrée ady varotra (ady, varotra)
Partie du discours   expression
Définition malgache   fifamaliana ataon' ny mpivarotra sy ny mpividy momba ny vidin' entana ka ny mpividy mangataka mba hahenan' ny mpivarotra io vidiny io, ny mpivarotra kosa tsy mety mampihena avy hatrany; fifamalian' ny mpividy sy ny mpivarotra momba ny vidin-javatra; teny ifampiraharahana: "Izaho, hoy Andrianampoinimerina, tsy manana ady varotra aminareo"; [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   Disputation as to price, bargaining, stipulating the price. [Richardson 1885]
Traduction française   marchandage [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   débat du prix [Abinal 1888]
Exemples  
1Fa izaho tsy manana ady varotra aminy, fa soa ifamaliana ny anay sy ny azy. [Rahajarizafy: Kabary, page 54]
2Ady varotra lava be, fotoana ifanomeana miverimberina ary amin' ny toerana samy hafa, vao azo ny tapa-damba anankiray. [Andraina: Mitaraina, page 116]
3tsy mahay ady varotra akory hianao (tu ne sais pas marchander) [Abinal 1888, page 4]
Autres orthographes  

Mis à jour le 2015/04/14