|
|
|
|

Entrée1  afa-pana
Mots élémentaires  2 afaka, 3 fana
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5 efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka [2.313]
Exemples  6  Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira [1.280]
Vocabulaire  7  Santé

Mis à jour le 2025/09/12