Entrée afakafaka (afaka)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   miala tsikelikely fa mbola tsy tontosa hatramin' ny farany: Efa afakafaka ny ditrany tamin' itỳ taona itỳ [Akademia 2005]
Exemples   Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Mis à jour le 2011/12/22