Entrée afa-pana (afaka, fana)
Partie du discours adjectif
Définition malgache efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka [Rajemisa: Fiteny 3 page 131]
Exemples Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira [Ravalison: Ratsilefilaza]
Vocabulaire 

2016/08/23