Entrée afokasoka (afo, kasoka)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Poti-banja miraikitra amin' ny tendron' [...]
¶ voan' afokasoka: ny singany tsirairay
¶ tahon' afokasoka: ilay tapany tsy mirehi [...]
¶ tranon' afokasoka: ny fitoerany [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   [kasoka, rubbing.] matches. [Richardson 1885]
   a match [Hallanger 1973]
Traduction française   allumette [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Exemples   Ny afokasoka rahateo koa moa matetika tsy nisy, otrikafo no natao fitahirizana afo tao an-trano. [Andraina: Mitaraina, page 10]
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2016/08/03