Entrée afomanga (afo, manga)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazana tsipoapoaka be mitsoriaka miakatra rahefa ampirehetina ary mianjera misandrahaka mahafinaritra indray. [Rajemisa 1985]
Définition française feu d'artifice [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms 

2012/10/04