Entrée afompotra (fompotra)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Lanina atao majifa tsy misy miangana: Nafompony ny lova navelandrainy sy reniny [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to be expended, to be made to come to an end, to be exhausted. [Richardson 1885]
Traduction française   à rafler, qu'on dépense d'un coup: Nafompotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé rapidement sa fortune) [Abinal 1888]
Morphologie  
afompotra
afompotro
afompotrao
afompony
afompotsika
afompotray
afompotrareo
afompotr'
afompo-
afompotry
nafompotra
nafompotro
nafompotrao
nafompony
nafompotsika
nafompotray
nafompotrareo
nafompotr'
nafompo-
nafompotry
hafompotra
hafompotro
hafompotrao
hafompony
hafompotsika
hafompotray
hafompotrareo
hafompotr'
hafompo-
hafompotry
afompory
Analogie   fongotra

Mis à jour le 2013/12/08