Entrée fompotra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazan' arintany avy amin' ny zavamaniry nilevina an-taonany maro tao anaty tany ka nanarina nanjary mainty ary mora mirehitra; ataon' ny olona fandoroana biriky ny fompotra [Rajemisa 1985]
   zavamaniry amin'ny tany mando, miangona dia lo ka azo atao fandrehitra [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   a kind of peat. [Richardson 1885]
Définition française   tourbe [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  

Entrée fompotra
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Lany indray mifaoka, tapitra, majifa indray mihelatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   deprived, bereft, extirpated, ended. See fongana, fongotra. [Richardson 1885]
Dérivations  

2011/04/02