|
|
|
|

Entrée1  afontsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 akondro [Taimoro] [1.78]
4 Karazan' akondro vaventy [1.1]
Explications en français  5 La grande banane, bananier qui la produit [1.3]
6 (du malais untsi) Variété de bananier Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits, de saveur agréable. [Betsimisaraka] [1.196]
Exemples  7  Boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa [2.131#280]
Vocabulaire  8  Botanique: fruit
Autres orthographes  9 fontsy
Tous les mots composés  10 akondro afontsy
Nom scientifique 

Anagrammes  12 afontsy, 13 fanitso, 14 fiantso, 15 fotsina, 16 nafotsy, 17 tsofina

Mis à jour le 2025/11/09