Entrée fontsy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazan' akondro be voany, izay atao koa hoe akondro afontsy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot fontsy (1): Ambalafontsy

Entrée fontsy
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka, Tanosy] ravinala [Rakotosaona 1972]
   Anarana ilazana ny ravinala rehefa antitrantitra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   [Betsimisaraka] the traveller's tree. Same as ravimpotsy (Betsim.), bemavo (Prov.), batabia, (Sak.), akondrohazo (Prov.), and ravinala. Comp. ontsy. [Richardson 1885]
Vocabulaire  
Autres orthographes  
Synonymes   akondrohazo ~ bakabia ~ bemavo ~ ravinala ~ ravimpotsy

Mis à jour le 2013/05/09