|
|
|
|

Entrée1  ahatazanana
Partie du discours  2  verbe relatif
Radical  3  tazana
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  [2.499] Ny andrefana no ahatazanana an' Iavoko, tendrombohitra vokoka nitahiry afo fahizay.
8  [2.324] Koa tamin'izao trano lehibe rihan-droa misy lavarangana kely eo andrefan-trano izao no nahatazanany an-dRazaimalala.
9  [2.471] Efa hatramin' ny fahazazako no nahatazanako io nosy kely io sy naniriako ny hahita izay ao aminy, fa tsy nety tanteraka izany fikasana izany.
10  [2.472] Teo an-kilan' ny trano no nisy ny fahitr' omby, izay nahatazanan' izy telo lahy mpiasa roa lahy mitondra langilangy mivezivezy eo anoloan' ny vavahady.

Mis à jour le 2025/07/29