|
|
|
|

Entrée 1  aho
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3 (Maley ako; Maleyo-polyneziana au): izaho. Amin'ny Merina, dia iray ihany ny IZAHO sy ny AHO, saringy ny fitoerany eo amin'ny fandehan'ny teny, na ny fehezanteny: ny izaho enti-manomboka, ary ny aho vodi-lalana: "izaho (no) handeha", "handeha aho". Ny ankamaroan'ny Tanindrana dia manao aho, manala ny z, izay tsy hita koa amin'ny mpisolo anarana sy ny teny maro hafa: ahay na iahay (izahay); ie na ii (izy); aia (aiza), Ianahary (Zanahary). -- Ny tany aloha nampiasa ny matoanteny miaho na miahoaho: mizahozaho -- mitompo teny fantatra, miditra manao azy ho zavatra. -- Ahoina, ahoizina, ahoy, ahoizo: mpiaho, mpiahoaho, ets. [1.10]
4 mpisolo anarana misolo olona, enti-milaza ny olona miteny ka atao teny lazaina, mitovy amin'ny izaho ihany, saingy ny izaho manomboka hehezanteny ary ny aho mamarana:
5 Handeha rahampitso vao maraina aho.
6 Izaho handeha rahampitso vao maraina [1.1]
Explications en anglais  7 I, myself. This word is chiefly used after the predicate, and izaho is used before. [Malay ako, Polynesian au] [1.2]
8 I [1.7]
Explications en français  9 je, moi. Il se met toujours après le verbe. [1.3]
10 je, moi (se place généralement à la fin de la phrase). [1.5]
11 je [1.8]
12 [Tanala] je, moi. [cf. aussi iaho, izaho]. [1.6]
Dérivés 
Verbes passifs :
Noms :
Analogues  16  ahy, 17  ko
Combinaisons  18  10 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot aho
Tableaux et planches  19  Tous les pronoms

Anagrammes  aho, 20 hao, 21 hoa

Mis à jour le 2026/02/28