Entrée ahoana hoe (ahoana, hoe)
Partie du discours   expression
Définition malgache   entimanontany raha tena izany tokoa no izy, ka matetika fiangaviana hamerina ny efa voalaza io: Ahoana hoe? (toy izany avokoa no hevitry ny "hoe" aorian' ny teny enti-manontany: Iza hoe no nilaza izany?) [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2010/10/07