|
|
|
|

Entrée1  aingitraingitra
Partie du discours  2  nom
Radical  3  aingitra
Dérivés 
4  Verbes actifs :
Explications en malgache  5  [1.1] Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra
Explications en anglais  6  [1.7] capricious desires
Explications en français  7  [1.8] désirs capricieux, caprices
Exemples  8  [2.472] Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany
Vocabulaire  9  Emotions

Mis à jour le 2025/07/29