| Entrée | 1 ajadona |
| Radical | 2 jadona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao mijadona, atsatoka; terena hatao ka tsy azo valiana [1.1] |
| Explications en français |
5 à planter, à ficher figuré: à exiger avec empire [1.3#289] |
| Exemples |
6 Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala etý
[2.996#]
|
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 11 ajadona, 12 Joadana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|