|
|
|
|

Entrée1  akanjobe
Mots élémentaires  2 akanjo, 3 be
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 akanjon-dehilahy vita amin'ny rafia na ahirefo [Taifasy] [1.78]
6 akanjo jiafotsy fitondran'ny lehilahy [Betsimisaraka] [1.78]
[akanjo be] 7 akanjo lava matevina mahafana [1.1]
Explications en anglais  [akanjo be] 8 An overcoat. [1.2]
Explications en français  9 un pardessus [1.3]
Exemples  10  Efa ho indray mahamasa-bary mahery vao tafaverina Raboto nikononkonona sy nanano sarotra tamin' ny akanjobeny. [2.471]
Morphologie 
11  Simple :
Vocabulaire  12  Economie: vêtements

Mis à jour le 2025/09/12