| Entrée | 1 akisaka |
| Radical | 2 kisaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Afindra toerana tsy lavitra: Nakisany fotsiny ilay vato dia lasa izy, fa tsy navariny any an-kady ~ Akisaho ny sezanao fa tsy mahita aho [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 9 akasika, 10 akisaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|