| Entrée | 1 akohovavy |
| Mots élémentaires | 2 akoho, 3 vavy |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Ny vavy amin' ny akoho.
[1.1] |
| Explications en anglais |
6 a hen
[1.7] |
| Explications en français |
7 poule
[1.8] 8 [akôho vavy] [Sakalava-Mayotte] poule [1.405] |
| Exemples |
9 Dia nasiany akohovavy iray teo afovoany.
[2.298#17]
10 Hoy kosa ny akoholahy tamin' ny akohovavy : "Raha tsy hianao, dia lany ritran' ny lava-hoho ny zanako" [2.69#242] 11 Jereo ny biby, hoy indray izy, fa ny akoholahy no tsara volo noho ny akohovavy : ny vorondahy miraratra amin' ny lokony mahavariana, ary ny lambolahy dia voaravaky ny vombony mahafinaritra. [2.5#63] |
| Vocabulaire | 12 Zoologie: oiseaux 13 Economie: élevage |
| Illustrations |
|
| Anagrammes | akohovavy, 15 voahivoka |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|