| Entrée | 1 alahatra |
| Radical | 2 lahatra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao milahatra apetraka manaraka tsipika mahitsy: Alaharo tsara ireo mpianatra ireo
5 Atao mirindra tsara: Tsy nisy nivaona ny teny nalahany [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be arranged; to be delivered (of a speech); to be set (of type).
[1.7] |
| Explications en français |
7 à arranger, à mettre en ordre, qu'on range, qu'on aligne, qu'on dispose, qu'on compose, qu'on prononce: Tsy misykiany ny teny nalahany (Le discours qu'il a prononcé est sans défaut)
[1.3] 8 qu'on arrange, qu'on prononce (se dit d'un discours); qu'on compose (imprimerie). [1.8] |
| Exemples |
9 Raha alahatra ny tantara dia toy izao no fitohiny:
[1.38]
10 alahatra manodidina ny karangana ka lazaina fa omby ilay valala maitso voatango, ary toandro kely no mimamà mampitrena azy. [2.470] 11 ataony eo ambonin'ny latabatra madio ny mofo alahatra; [2.996] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 16 6 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|