|
|
|
|

Entrée1  ala nenina
Mots élémentaires  2  ala, 3  nenina
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  fanaovana izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina any aoriana, fanaovana izay tsy hisian' ny nenina [1.1]
Explications en anglais  6  freedom from regret or remorse. See ala fo, and afa-nenina. [1.2]
Explications en français  7  action de faire le possible pour en avoir le coeur net [1.3]
Exemples  8  Be rahateo ny lany tamin' ny alanenina farany ho fitanana ny ain-dRainitoandro; [2.470#]
9  Efa hitantsika, raha ny amin' ny mpanandro, fa na tenany na ny olona dia samy tsy nisy tena natoky marina izay fanandroana: alanenina, ka natao! [2.296#]
Vocabulaire  10  Emotions
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot ala nenina

Mis à jour le 2025/09/12