|
|
|
|

Entrée1  nenina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Alahelo noho ny ratsy natao, na ny tsara tsy natao, ka nahatonga fahavoazana ho an' ny tena: Neniko ny tsy namaliako ny taratasiny
4 Fibebahana amin' ny hadisoana natao
5 Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaka ny ondry, fa avy manaraka tahaka ny alika (mazava ho azy [1.1]
Explications en anglais  6 regret, bitter reflection, grief, repentance, remorse. Comp. bebaka. [1.2]
7 regret [1.7]
Explications en français  8 regret, remords [1.8]
Exemples  9  na tany aho na tsy tany
tsy ho kely be nenina moa hianao?
[2.131]
10  Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Vocabulaire  17  Emotions
Analogues  18  enjehinnyfieritreretana, 19  fay, 20  manaikimolotra, 21  mandraynykiho, 22  manongotena, 23  mibarara, 24  mijerysoratrombyantanana, 25  mitohyfangoka, 26  mitohysakay, 27  mitomanytena, 28  mitsapafarahatoka, 29  nahitafaisana
Tous les mots composés  30  5 combinaisons de ce mot
Proverbes  31  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/17