|
|
|
|

Entrée1  ala olana
Mots élémentaires  2 ala, 3 olana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 famahana tady mifadiditra
6 fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana [1.1]
Explications en anglais  [1.2]
Exemples  7  Ramasy no nahita ny alaolana. [2.472#]
8  Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika. [4.27#]
Synonymes  9 ala rohana

Mis à jour le 2025/09/12