Entrée alaovalo
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Lalandava lalandava, tsy manam-piafarana, fanao manaraka ny teny hoe "mandrakizay doria antaranoana" mba hahamafy kokoa ny heviny: Mandrakizay doria alaovalo, mandrakizay doria antaranoana alao valo [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   [Ar. al-ava'lu, the first, the beginning.] For ever and ever. Used with mandrakizay. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2009/02/23