Entrée mandrakizay (andraka, izay)
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiafarany: Andriamanitra dia mandrakizay
¶ Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay
¶ Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho
Mitovy hevitra: alaovalo ~ antaranoana ~ doria [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   forever [Hallanger 1973]
Traduction française   éternellement [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
   à tout jamais [Hallanger 1974]
Exemples  
1Rahefa manambady aho dia ho mandrakizay, fa tsy ho vetivety. [Andriamalala: Ranomasina, page 25]
2ho tia an' i Sahondra mandrakizay! [Andriamalala: Taolambalo, page 152]
3- Veloma mandrakizay ary, ry Raozikeliko. [Rajaonarivelo: Bina, page 92]
4Ny Tangena dia tsy ampinomana mandrakizay. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 42]
Vocabulaire  
Synonymes   mandrakizay alaovalo ~ mandrakizay antaranoana ~ mandrakizay doria

Mis à jour le 2015/11/25