Entrée Aleksandra
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Ny azo atao hoe: isan'ny mpitari-tafika ngeza indrindra sady mpanao tetikady mahay indrindra teto an-tany. Teraka tamin'ny 356, maty tamin'ny 323 talohan'i J.K. tany Babilona [tohiny ambany] [Ravelojaona 1937]
Vocabulaire 
Analogues  Aleksandria
Exemples Aleksandra mpanjaka, miarahaba an'i Jonatasa rahalahiny. [Baiboly: 20:010:018/Makabeo I 10:18..]
Articles 
 

Entrée Aleksandra
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition anglaise Alexander [Baiboly]
Définition française Alexandre [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Aleksandro
Citations 

2017/07/03