|
|
|
|

Entrée1  alevina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  levina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Asitrika, afenina, totofana ao anaty tany: Alevina ny vary vao mitsiry ~ Tany avaratra no nalevina ny fatin' Itompokolahy Ravala
Alentika ila ao anaty tany: Aleveno eto itỳ hazo itỳ ho famantarana
Explications en anglais  10  [1.7] to be buried
Explications en français  11  [1.8] qu'on enterre
Exemples  12  [2.508#] Ka raha maty dia ao Ambohimanatrika no alevina.
13  [2.424#] Tokony alevina ao anaty lavaka lalina ny tainy.
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot alevina

Anagrammes  15  alevina, avelany, ivelana, niavela

Mis à jour le 2025/08/10