Entrée alinkely (alina, kely)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Fotoana isian-javatra manjavozavo toa setroka, izay manalefaka ny hazavan' ny masoandro: Mandoro tevy (na tavy) ny any an' ala, hoy ny filazan' ny Ntaolo
¶ (alin-kely) toetr' andro manjombonjombona noho ny setroky ny mpanao tevy any an' ala [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   very cloudy or dark from burning wood, etc. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2009/11/17