Entrée amana
Partie du discours conjonction [liste]
Définition malgache Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka ~ Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise with, together with, and. It is used between nouns or verbs, as: ray aman-dreny; mihira amana mandihy. It is also used for amy, as aman-kenatra, with shame. [Richardson 1885]
 used with closely related things, as: ray aman-dreny (reny) : father and mother [Hallanger 1973]
Définition française avec, et, sur, contre [Abinal 1888]
 qui sert à unir les mots apparentés; ex. : ray aman-dreny (reny) : père et mère [Hallanger 1974]
Morphologie 
amana
ama-
amam-
aman-
aman'
Mots composés, titres, noms 

Entrée amaña
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsileo] ambana, fandrahonana [Rakotosaona 1972]

Entrée Amanà
Partie du discours nom propre (biblique) [liste]
 Amanà [Baiboly]
Définition anglaise Haman [Baiboly]
Définition française Aman [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Hamana
Citations 
Articles 

2017/06/29