Entrée | ambatonikaky | ||
Mots élémentaires | vato ; Ikaky | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Teny tsy fampiasa afa-tsy amin' it fombam-pitenenana itỳ hoe: Manao ambatonikaky: mihenahena amin' ny heviny; ny tena ampiasana an' io fomba fiteny io matetika anefa dia ny mpivarotra mihenahena amin' ny vidin-javatra ataony, izany hoe tsy azo iadiam-barotra: Aza dia manao ambatonikaky re ianao, Andriamatoa [1.1] | ||
Mots composés |
| ||
Mis à jour le 2023/11/20 |