|
|
|
|

Entrée1  Ikaky
Partie du discours  2  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.1] Idada: Maty aho, ry Ikaky sy Ineny
Teny iantsoana na ilazana ireo lehilahy efa zokiolona mba ho fanajana azy: Menatra anao aho, ry Ikaky, fa aza dia dokadokafanao ~ Dia nandeha Ikaky Rabe ka tonga teny an-tampon' ny tendrombohitra
Explications en anglais  7  [1.2] a familiar word used in addressing or speaking of old men, my father. [Mal. Ibu kaka, grandparent.]
8  [1.7] father (a respectful term) cf. dada, ray
Explications en français  9  [1.3] mon père, notre père ; terme honorifique employé en s’adressant aux anciens ou en parlant des anciens personnages marquants
10  [1.8] père (terme respectueux); cf dada, ray
Exemples  11  [2.528] Ho tanteraka tokoa ity ny tsodranon' ikaky.
12  [2.285] Handrava ny hevitra efa tapak' ikaky sy Ineny!
13  [2.606] ilay zavatray iny r' ikaky, nalain' ny mpanjaka.
Vocabulaire  14  Etiquette
15  Rapports: famille
Synonymes  16  aba, ada, baba, dada, ray
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot Ikaky

Anagrammes  18  akiki, akiky, Ikaky, kaiky, kiaky

Mis à jour le 2025/08/10