Entrée | 1 amboakelintenda |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 amboa, kely, tenda |
Explications en malgache |
4 [1.1] Karazana kambo lavalava toa mihantona amin' ny faran' ny lanilany ampovoany ka manampina ny lavaka mankany amin' ny orona rehefa mitelin-javatra |
Explications en anglais |
5 [1.2] [tenda, the throat.] The tonsil. |
Vocabulaire |
6 Biologie 7 Santé |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |