Entrée amboho (any, voho)
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   [Tanosy] Aoriana [Rakotosaona 1972]
   Ao ivoho, ao andamosina: Jereo ao amboho ~ Latsaka ao ambohoko ao ny fihogo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   (am-boho) see voho. [Richardson 1885]
Définition française   par derrière [Abinal 1888]

2012/10/18