Entrée |
aoriana
|
Partie du discours | adverbe
|
Définition malgache | Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny aloha, izany hoe manarakaraka ny toerana hafa iray teo aloha: Ny zomà dia aorian' ny (na aorianan' ny) alakamisy ¶ Enti-milaza fotoana mifanohitra amin' ny aloha, izany hoe manarakaraka ny fotoana hafa iray teo aloha: Mipetraha ianao avy eto aoriana ~ Jereo ao aoriananao fa misy alika kely manaraka anao ¶ Ny teny hoe "aoriana" ialohan' ny mariky ny lasa "t" ka ampiasaina hilazana fotoana: Tonga taorian' ny zandriny izy ¶ (Marihina fa samy hafa amin' ny "tao aoriana" io, izay misy ny teny "aoriana" ihany fa ialohan' ny "tao" milaza toerana, ka ampiasaina kosa hilazana toerana: Nipetraka taoaorian' i dada aho) [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | back, behind, backward, passed. This word admits the suffix pronouns and tenses. [Richardson 1885]
|
| after, afterwards [Hallanger 1973]
|
Traduction française | après, derrière [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| en retard: Tonga aoriana hianao (Vous arrivez en retard) [Abinal 1888]
|
Dérivations |
Morphologie |
aoriana
aorianako, aoriako
aoriananao, aorianao
aorianany, aoriany
aorianantsika, aoriantsika
aoriananay, aorianay
aoriananareo, aorianareo
aorianan', aorian'
aorianan-, aorian-
aorianam-, aoriam-
aoriana-, aoria-
| |
taoriana
taorianako, taoriako
taoriananao, taorianao
taorianany, taoriany
taorianantsika, taoriantsika
taoriananay, taorianay
taoriananareo, taorianareo
taorianan', taorian'
taorianan-, taorian-
taorianam-, taoriam-
taoriana-, taoria-
| |
|
Antonymes |
Exemples |
|
|