|
|
|
|

Entrée1  ampahadimy
Partie du discours  2  nom
Radical  3  dimy
Morphologie 
4  Simple :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.1#65] [ampahadimy] Ampahany amin' ny zavatra nozaraina dimy: Omeo azy ny telo ampahadimin' io mofomamy io
Explications en anglais  7  [1.2#118] [ampahadiminy] the fifth part, one fifth
Explications en français  8  [1.3#104] [ampahadiminy] un cinquième
Exemples  9  [2.996#01.047.024] Ary rehefa misy vokatra, dia haterinareo ho an' i Farao ny ampahadiminy;
10  [2.436#59] nisy anaram-bola toa vao no-foronina, dia ny iraimbilanja, ampahadimin' ny ariary
11  [2.508#376] Koa dia tonga tao Andranovelona Ramboasalama, nihaona tamin'ny Zafinandriamamilaza, nandray an'i Marovatana ampahadiminy, sy ny tanin'ny Zafinandriamamilaza.
Vocabulaire  12  Mathématiques: arithmétique
Analogues  13  fahadimy, ampahatelo, ampahefatra, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato

Anagrammes  14  ampahadimy, hampiadiam

Mis à jour le 2025/08/10