Entrée | 1 ampahatelo |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 telo |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
6 [1.1#66] [ampahatelo] Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina telo mitovy |
Explications en anglais |
7 [1.7] [ampahatelony] a third part (and so with larger numerals) |
Explications en français |
8 [1.3] [ampahatelony] le tiers 9 [1.13] [ampahatelony] tiers 10 [1.8] [ampahatelony] le tiers (et ainsi de suite pour les chiffres) |
Exemples |
11 [2.472#102] Ny ampahatelon' ny lohany tsy tafiditra 12 [2.996#14.23.5] ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon' ny mpanjaka 13 [1.123] ka ny androatokony any ny tompon-javatra, ary ny ampahatelony any ny Fanjakana |
Vocabulaire |
14 Mathématiques: arithmétique |
Analogues | 15 ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot ampahatelo |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |