Entrée ampahany (an-, faha, -ny)
Partie du discours   nom ampaha et pronom
Définition malgache   Fizarazarana mitovy ny venty na vongana iray ka ny filaza azy amin' ny kajy dia amin' ny alalan' ny tarehimarika roa mifanao ambony sy ambany sarahin' ny tsipika roa, ka ilay ambany milaza ny isa nizarana ny vongana, ary ilay ambony, ny isa nalaina tamin' ireo fizarazarana, ohatra 3/7, ampahany milaza fa nozaraina 7 ny venty ka 3 no nalaina tamin' izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a fractionnal part [Hallanger 1973]
Définition française   une partie, une fraction [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms  

Entrée ampahañy
Partie du discours   préposition [liste]
Définition malgache   [Taisaka] mandritra [Rakotosaona 1972]

2014/05/02