|
|
|
|

Entrée1 ampiarahina
Radical  2araka
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en français  4qu'on met ensemble, qu'on fait aller ensemble. [1.3]
Exemples  5 manomana ny tanora ho amin' ny fiainana ka ampiarahina ny fianarana taratasy sy ny fianarana asa tanana. [2.356]
6 Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina. [2.472]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12