|
|
|
|

Entrée 1  ampoizina
Radical  2 fo
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Andrasana, antenaina: Tsy nampoizinay ho tonga androany ianao
5 Kasaina: Moa ve efa nampoizinao izao halatra nataonao izao?
6 Eritreretina, ahina, atao ho zavatra ka eritreretindava: Ampoizo ny fianaranareo, rankizy [1.1]
Explications en anglais  7 to be expected, anticipated, looked for. [1.2]
Exemples  8  Am-poizina aza he, izany izy, ka mainka fa tsy ampoizina! [2.4#]
9  Hita amin'ny toe-javatra niseho fa ny ady sisa ampoizina. [2.588#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Combinaisons  14  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/03/07