| Entrée | 1 ampovoany |
| Partie du discours | 2 nom ou adverbe |
| Explications en anglais |
3 in the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst [1.2] |
| Explications en français |
4 le milieu, le centre au milieu, au centre [1.3] |
| Exemples |
5 Onisoa ao ampovoany, Vohidahy no renivohitra;
[2.508]
6 Nony tonga teo ampovoany, hono, dia nilentika tampoka ny lakana. [2.499] 7 Fa ny any ampovoany, izay maty maty, izay velona velona, fa tsy misy hizaha sy hanome fanafody any. [2.472] |
| Vocabulaire | 8 Espace |
| Synonymes | 9 afovoany |
| Analogues | 10 anivo |
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 12 ampovoany, 13 mivoa-pano |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|