Entrée anivo (any, ivo)
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka, Sihanaka, Taimoro] ampovoany [Rakotosaona 1972]
   [ añivo ] [Bara] ampovoany [Rakotosaona 1972]
   Afovoa: Olona eo anivon' ny fandrosoana tahaka azy ve ka tsy hahalala izany?
¶ any anivo: any afovoan-tany (mifanohitra amin' ny any antsisin-tany, any antsiraka) [Rajemisa 1985]
   afovoany [SLP: Voambolana]
Définition française   au centre [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  
Analogie   afovoany

Entrée anivo
Partie du discours   nom
Définition anglaise   [Provincial] a species of palm [Richardson 1885]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Ravenea glauca
Citations  

Mis à jour le 2012/10/22