Entrée ampy mihira (ampy, hira)
Partie du discours   expression
Définition malgache   fiteny amin' ny kabary am-panambadiana ka enti-milaza ny zaza hateraky ny mpivady vao voalohany izay fandrihan' ny renin-drazazavavy mialoha fa hotezainy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/11/07