Entrée mihira (hira)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   milalao [Antesaka, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   Manao hira: Mihira ny mpianatra
¶ Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary ny voronkely
Mitovy hevitra: manainga feo ~ manandrapeo ~ manao angoa-tenda ~ manao beson-kira ~ manao fasiny ~ manao feo an-doha ~ manao feo voalohany ~ manao saikiny ~ mandredona ~ miantsa ~ mikalo ~ mikalokalo ~ miredona ~ mitanisa ~ mitoloko ~ mitoreo ~ mivazo ~ mivetsovetso [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to sing; to amuse oneself [Hallanger 1973]
Traduction française   chanter; s'amuser [Hallanger 1974]
Exemples   Dia mihira malefaka Rasoa reniny, moa va tsy ny fony anaty tratrany any no mamoaka feo: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 138]
Morphologie  
mihira
nihira
hihira
mihirà
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée mihirà (hira)
Partie du discours   impératif du verbe actif mihira [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Traduction française   [Abinal 1888]

Mis à jour le 2013/10/18