|
|
|
|

Entrée (1/5)1  an'  ~  an-
Partie du discours  2  forme morphologique de any
Explications en malgache  3 (am- eo alohan' ny b sy ny p) Teny mpampiankina fampiasa: eo alohan' ny anaran-tsamirery, ny mpisolo anarana na mpamaritra anarana manondro (izany, itỳ, izao...): a) raha atao teny fameno izy ireo: Nahita an-dRakoto aho omaly. Tsy nahalala an' izany velively izy; b) raha ilazana tompon-javatra: An-dRalahy ve ireo omby ireo? Tsia, tompoko, an' izany olona avy any Antsahafiraisana izany, hono..
4 Eo alohan' ny anaran-toerana izay aorian' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana koa: Lasa any an-tsena izy, fa tsy any am-pantsakana akory.
5 Hoenti-misolo ny amin- mba hilazana fomba na toetra: Mihira an-kafaliana (amin-kafaliana) ny ankizy. [1.1]
Exemples  6  Inty ho an' Ingahy Sefo [2.470#36]
7  an' iza moa ity loha ity? [2.528#92]
8  Inona no ezaka atao hanapariahana an' izany? [4.27#2007/08/10]
9  Dia nanao an-tsitri' Ifara [2.69#140]
10  Nidina teny an-tanimbary izy [2.442#74]
11  Efa natao avokoa izay handre-sena lahatra an' i Dada tany an-tsena [2.445#80]
Morphologie 
12  Simple :

Entrée (2/5)13  an~
Partie du discours  14  préfixe [Liste complète]
Explications en malgache  15 Tovona fanaovana fototeny faharoa tsy dia manan-kevitra manokana: Anjara (zara), anjaika (zaika). [1.1]

Entrée (3/5)16  ~an~
Partie du discours  17  infixe [Liste complète]

Entrée (4/5)18  an    
Partie du discours  19  article [Liste complète]
Explications en anglais  20 iray, anankiray. [1.17]

Entrée (5/5)21  an    
Partie du discours  22  nom
Explications en malgache  23 taona, herintaona, taona nahaterahana: il y a dix ans qu'il est mort, folo taona izay no fahafatesany; il y a eu un an d'intervalle entre la mort de ces deux époux, nifarenintaona no nahafatesan' izy mivady. [1.4]
Explications en français  24 taona: an l'an 2000, amin' ny taona roa arivo.
25 herintaona: dans un an, afaka herintaona; sa maladie a duré un an, naharitra herintaona ny aretiny. [1.66]

Mis à jour le 2025/11/11