|
|
|
|

Entrée (1/9)1  any
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.
Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina
Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana
Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo? [1.1]
Explications en anglais  4  there, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any. [1.2]
5  there, fairly far away not visible; [1.7]
Explications en français  6  [añy] là-bas, à, vers [Taisaka] [1.82]
7  là, à une certaine distance, pas visible [1.8]
Explications en italien  8  in, a, da. Any an-dafy izy, egli e all'estero. Niakatra any an-danitra Jeso Kristy, Gesu Cristo sali al (in) cielo. Any any Antananarivo ny vahiny, l'ospiete viene da Tananarive. [1.18]
Exemples  9  Tsy hijanona ela any aho. [2.472]
10  ka any Antsirabe no haleha. [2.324]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Tous les mots composés  14  33 combinaisons de ce mot
Analogues  15  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary

Entrée (2/9)16  any
Partie du discours  17  adverbe [Liste complète]
Explications en anglais  18  prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants [1.7]
Explications en français  19  préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes [1.8]
Tous les mots composés  20  26 combinaisons de ce mot

Entrée (3/9)21  any
Partie du discours  22  préposition [Liste complète]
Explications en anglais  23  belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo. [1.2]
Tous les mots composés  24  3 combinaisons de ce mot

Entrée (4/9)25  any
Partie du discours  26  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  27  Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:
-- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro
-- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any [1.1]
Explications en anglais  28  used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense. [1.2]
Tous les mots composés  29  4 combinaisons de ce mot

Entrée (5/9)30  any
Partie du discours  31  nom
Explications en malgache  32  Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana [1.1]
Explications en anglais  33  Ira is used in the provinces. [1.2]
Explications en français  34  ourdissage de la trame [1.3#48]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :

Entrée (6/9)42  any
Partie du discours  43  verbe passif
Explications en malgache  44  atao, inoana [Taisaka] [1.78]
Explications en français  45  qu'on fait, qu'on croit [Taisaka] [1.82]
Morphologie 
46  Présent :
47  Passé :
48  Futur :
49  Impératif :

Entrée (7/9)50  añy
Partie du discours  51  nom
Explications en malgache  52  rivotra [Taisaka] [1.78]
Explications en français  53  vent [Taisaka] [1.82]
Vocabulaire  54  Météorologie

Entrée (8/9)55  any
Partie du discours  56  Non spécifié
Explications en français  57  qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie) [Taisaka] [1.82]
Tous les mots composés  58  2 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  59  Santé

Entrée (9/9)60  any    
Partie du discours  61  pronom [Liste complète]
Explications en anglais  62  na iza na iza, na inona na inona; izay misy [1.17]

Anagrammes  63 an' i, 64 any, añy, 65 ina, ~ina, i~na, 66 nay, -nay, 67 nia

Mis à jour le 2025/10/18